Fanamarihana Ambany Pejy a Nivoady tamin’i Jehovah i Hana hoe raha miteraka lahikely izy, dia ho Nazirita mandritra ny androm-piainany ilay zaza. Midika izany hoe hosinganina na hatokana hanompo an’i Jehovah izy.—Nom. 6:2, 5, 8.