FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA

Fanamarihana Ambany Pejy

a Tamin’i Jesosy 12 taona no miresaka farany an’i Josefa ny Baiboly. Efa tsy misy resaka an’i Josefa intsony ao amin’ilay fitantarana momba ny fahagagana voalohany nataon’i Jesosy, izany hoe tamin’izy nanova ny rano ho divay. Tsy misy resaka momba azy intsony koa aorian’izay. Tamin’i Jesosy teo amin’ny hazo fijaliana koa, dia ny apostoly Jaona no nasain’i Jesosy nikarakara an’i Maria. Azo inoana fa tsy ho nanao an’izany izy raha mbola velona i Josefa.—Jaona 19:26, 27.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara