Fanamarihana Ambany Pejy
a Tsy anisan’ny Baiboly ny Jaona 7:53–8:11 tamin’izy io vao nosoratana. Nisy nanampy an’ireo andininy ireo ny Baiboly sasany tatỳ aoriana. Rehefa mamaky an’ireo ny olona sasany, dia lasa mieritreritra hoe ny olona tsy manota ihany no afaka manameloka an’izay manitsakitsa-bady. Izao anefa no lalàna nomen’Andriamanitra ny Israelita: “Raha misy lehilahy tratra manao firaisana amim-behivavy vadin’olona, dia miaraka vonoina ho faty izy roa.”—Deot. 22:22.