Fanamarihana Ambany Pejy
a Efa kely sisa dia hanatrika ny Sakafo Harivan’ny Tompo isika, ka hahatsiaro ny nahafatesan’i Jesosy Kristy. Ianarantsika avy amin’io fankalazana tsotra io fa manetry tena sy be herim-po ary be fitiavana i Jesosy. Horesahintsika ato amin’ity lahatsoratra ity hoe ahoana no hananantsika an’ireo toetra tena tsara ireo.