Fanamarihana Ambany Pejy
a Malala-tanana i Jehovah ka manome antsika zavatra be dia be mba hojerena sy hovakina. Ahoana àry no hifidianana hoe iza amin’izy ireny no hianarana? Ary ahoana no handraisan-tsoa be indrindra rehefa mianatra? Handinika an’ireo isika ato.