Fanamarihana Ambany Pejy
a Hanampy antsika ity lahatsoratra ity mba ho resy lahatra kokoa hoe ny tari-dalan’i Jehovah ihany no tsara indrindra. Ho hitantsika ato koa hoe mampidi-doza ny fahendren’ity tontolo ity, fa mahasoa kosa ny fahendrena ao amin’ny Tenin’Andriamanitra.