Fanamarihana Ambany Pejy
a Be loatra ve ny olana mahazo anao ka mila tsy ho zaka intsony, sa ilay izy tsy mety voavaha mihitsy? Misy vokany eo amin’ny vatana sy ny fihetseham-po ny olana hoatr’izany. Ahoana no anampian’i Jehovah antsika rehefa mitranga amintsika izany? Handinika ny fomba nanampiany an’i Elia isika mba hahitana an’izany. Hijery ohatra hafa ao amin’ny Baiboly koa isika, mba hahitana an’izay tokony hatao raha te hahazo ny fanampian’i Jehovah.