Fanamarihana Ambany Pejy
a Niatrika olana nampiady saina i Lota sy Joba ary Naomy, na dia tsy nivadika tamin’i Jehovah aza. Inona no azontsika ianarana avy amin’izy ireo? Nahoana isika no tena tokony hanam-paharetana sy hangoraka ary hanao teny mampahery, rehefa miatrika olana ny mpiara-manompo? Handinika an’izany isika ato.