Fanamarihana Ambany Pejy
b FANAZAVANA: Tsy mianatra an’izay nampianarin’i Jesosy fotsiny ny mpianatr’i Kristy, fa mampihatra an’izany koa. Manao izay rehetra azo atao izy ireo mba hanarahana akaiky ny dian’i Jesosy, izany hoe ny modely nomeny.—1 Pet. 2:21.