Fanamarihana Ambany Pejy
c SARY: Lehilahy iray handeha hanao vakansy. Maka taratasy mivalona eo amin’ny fampirantiana eny amin’ny seranam-piaramanidina izy. Mahita Vavolombelon’i Jehovah manao fampirantiana izy avy eo, rehefa mijerijery tanàna any amin’ilay toerana anaovany vakansy. Rehefa tafaverina any amin’ny taniny izy, dia misy mpitory tonga ao aminy.