Fanamarihana Ambany Pejy
a Horesahina ato amin’ity lahatsoratra ity hoe nahoana isika no tokony hanaiky ny fahefan’i Jehovah. Handinika ny ohatr’i Nehemia Governora sy Davida Mpanjaka ary Maria renin’i Jesosy koa isika. Hojerentsika avy amin’izany izay azon’ny anti-panahy sy ny ray aman-dreny ianarana. Manana fahefana koa mantsy izy ireo.