Fanamarihana Ambany Pejy
a Avy amin’ny hoe Sema ny hoe Semita. Sema no anaran’ny iray amin’ireo zanak’i Noa telo lahy. Toa anisan’ny taranak’i Sema ny Elamita, ny Asyrianina, ny Kaldeanina voalohany, ny Hebreo (na Israelita), ny Syrianina, ary ny foko arabo maromaro.