FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA

Fanamarihana Ambany Pejy

a Ray be fitiavana sy hendry ary manam-paharetana i Jehovah. Hita amin’ny fomba namoronany ny zava-drehetra ireo toetrany ireo. Miharihary koa izany rehefa jerena ny fampanantenany hoe hanangana ny maty izy. Hodinihintsika ato ny fanontaniana sasany mety hanitikitika ny saintsika momba ny fananganana ny maty. Horesahina ato koa hoe ahoana no hampisehoantsika fa mankasitraka an’i Jehovah isika noho izy be fitiavana sy hendry ary manam-paharetana.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara