Fanamarihana Ambany Pejy
a Misy vavaka be dia be ao amin’ny Baiboly. Nataon’ny mpanompon’Andriamanitra izy ireny, anisan’izany i Jesosy Kristy. Misy vavaka 150 mahery, ohatra, ao amin’ny Soratra Hebreo, na ilay antsoin’ny olona hoe Testamenta Taloha.