Fanamarihana Ambany Pejy
a Niady tamin’izy samy izy ny fokon’ny Israely indraindray, na dia tsy nampifaly an’i Jehovah aza izany. (1 Mpanj. 12:24) Nisy fotoana anefa nekeny ihany ireny ady an-trano ireny, satria nivadika taminy ny foko sasany na nanao fahotana lehibe hafa.—Mpits. 20:3-35; 2 Tan. 13:3-18; 25:14-22; 28:1-8.