Fanamarihana Ambany Pejy
a Jereo ny New Brown, Driver, and Briggs Hebrew and English Lexicon of the Old Testament, pejy 659, sy ny Lexicon in Veteris Testamenti Libros, pejy 627. Miovaova arakaraka ny teny manodidina ny andikan’ny Baiboly maro ny hoe nefesh sy psykè. Mampiasa ny hoe “fanahy”, “fiainana”, “olona”, “biby”, “zavaboary”, ary “vatana”, ohatra, izy ireo.