Loha Hevitra ato Anatiny
8 Septembra 2005
Ahoana no Hanamaivanana ny Adin-tsaina?
Manam-pahaizana maro no mino fa tena manimba fahasalamana ny adin-tsaina. Inona no antony sasany tena mahatonga azy io, ary ahoana no azo anamaivanana izany?
4 Ny Antony sy ny Vokatry ny Adin-tsaina
7 Azo Hamaivanina ny Adin-tsaina!
18 Mandaitra ny Fitorian’ny Tanora
20 Nahita Zavatra Tsara Kokoa Izahay
24 Ankafizin’ny Brezilianina ny Mofo Tapiôkà
31 “Mamonjy Aina Tokoa iny Video Iny!”
32 Inona no Zava-kendren’ny Fiainana?
Tokony Hivavaka Amin’i Maria Virjiny ve Ianao? 12
Olona an-tapitrisany no mivavaka amin’i Maria. Miorina amin’ny Baiboly ve io fanao io?
Fitsidihana Ilay “Tendrombohitra Afo” 14
Fantaro ny momba an’i Etna, ilay volkano mbola velona sy avo indrindra any Eoropa!
[Sary nahazoan-dalana, pejy 2]
© Geoff Mackley/www.geoffmackley.com