FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • “Miravoravoa Mandrakizay, Satria Mahary Izany Aho”
    Ny Faminanian’i Isaia—Fahazavana ho An’ny Olombelona Rehetra II
    • izay manao hoe: Mihataha, fa aza manakaiky ahy, fa izaho no masina, fa tsy hianao,—ireny dia setroka ao am-bavoroko, eny, afo mirehitra mandritra ny andro.” (Isaia 65:3-5)

  • “Miravoravoa Mandrakizay, Satria Mahary Izany Aho”
    Ny Faminanian’i Isaia—Fahazavana ho An’ny Olombelona Rehetra II
    • 8 Toy ny nilaza tamin’ny Jiosy hafa ireo mpanota nihevi-tena ho marina ireo hoe: ‘Mihataha amiko, fa masina noho ianao aho.’ Fihatsarambelatsihy re izany!

  • “Miravoravoa Mandrakizay, Satria Mahary Izany Aho”
    Ny Faminanian’i Isaia—Fahazavana ho An’ny Olombelona Rehetra II
    • Noho ny fanaovany ireo zavatra ireo, dia nanjary nihevi-tena ho masina noho ny Jiosy hafa izy ireo. Tiany raha nihataka taminy ny hafa, sao hanjary masina, na madio, raha nifanerasera taminy. Tsy izany velively anefa no fomba fihevitr’ilay Andriamanitra “saro-piaro”!—Deoteronomia 4:24.

      9. Ahoana no fiheveran’i Jehovah ny mpanota nihevi-tena ho marina?

      9 Tsy nihevitra an’ireny Jiosy nihevi-tena ho marina ireny ho masina i Jehovah, fa nilaza kosa hoe: “Ireny dia setroka ao am-bavoroko.” Matetika no milaza hatezerana ny hoe “orona” na “vavorona” amin’ny teny hebreo. Ny setroka koa dia mifandray amin’ny firehetan’ny fahatezeran’i Jehovah. (Deoteronomia 29:19) Nampirehitra ny fahatezeran’i Jehovah àry ny fanompoan-tsampy naharikoriko nataon’ny vahoakany.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara