FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mampietry ny Tanàna Mizahozaho Iray i Jehovah
    Ny Faminanian’i Isaia—Fahazavana ho An’ny Olombelona Rehetra I
    • Dia haka azy ny firenena ka hanatitra azy hody; ary ny taranak’Isiraely hanana azy ho ankizilahiny sy ankizivaviny ao amin’ny tanin’i Jehovah; dia ho tonga mpamabo izay mamabo azy izy ary hampanompo izay nampahory azy.” (Isaia 14:1, 2).

  • Mampietry ny Tanàna Mizahozaho Iray i Jehovah
    Ny Faminanian’i Isaia—Fahazavana ho An’ny Olombelona Rehetra I
    • Hisy vahiny an’arivony maro hiaraka amin’izy ireo, ka ny maro aminy dia ho mpanompo ao amin’ny tempoly ho an’ny Isiraelita. Ny Isiraelita sasany aza dia hanjary hanana fahefana amin’ireo mpamabo azy teo aloha.c

  • Mampietry ny Tanàna Mizahozaho Iray i Jehovah
    Ny Faminanian’i Isaia—Fahazavana ho An’ny Olombelona Rehetra I
    • c I Daniela, ohatra, dia notendrena ho tandapa ambony tao Babylona, teo ambanin’ny fanapahan’ny Medianina sy ny Persanina. Ary tokony ho 60 taona tatỳ aoriana, i Estera dia tonga mpanjakavavy, vadin’i Ahasoerosy, mpanjakan’i Persa, ary i Mordekay dia tonga praiminisitr’ilay Empira Persanina manontolo.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara