-
Mampietry ny Tanàna Mizahozaho Iray i JehovahNy Faminanian’i Isaia—Fahazavana ho An’ny Olombelona Rehetra I
-
-
22. Amin’ny voambolan-tononkalo, inona no ho vokatry ny fianjeran’ilay tarana-mpanjaka babylonianina tao amin’ny Sheola?
22 Nahazendana aoka izany ny nianjeran’i Babylona, hany ka nisy fiantraikany teo amin’ny fasana mihitsy. “Taitra ny [Sheola, “NW” ] any ambany noho ny aminao mba hitsena anao amin’ny fihavianao; mamoha ny matoatoa hitsena anao izy, dia ireny bibilahy rehetra tambonin’ny tany; aingainy hiala amin’ny seza fiandrianany ny mpanjakan’ny firenena rehetra.
-
-
Mampietry ny Tanàna Mizahozaho Iray i JehovahNy Faminanian’i Isaia—Fahazavana ho An’ny Olombelona Rehetra I
-
-
Sary an-tononkalo mahery re izany! Toy ny hoe hamoha an’ireo mpanjaka rehetra nialoha lalana ny tarana-mpanjaka babylonianina tany amin’ny fahafatesana, ny fasana falehan’ny ny olombelona, mba hahafahan’izy ireo hiarahaba an’ilay vao tonga.
-