-
“Taona Fankasitrahana”Ny Faminanian’i Isaia—Fahazavana ho An’ny Olombelona Rehetra II
-
-
“Rava” ny tanin’i Ziona. Eritrereto àry ny fahagagany, rehefa ho feno olona tampoka izy, ka toa tsy ho omby ny toeram-ponenany. (Vakio ny Isaia 49:19, 20.)
-
-
“Taona Fankasitrahana”Ny Faminanian’i Isaia—Fahazavana ho An’ny Olombelona Rehetra II
-
-
25. Ahoana no namerenana ny Isiraely ara-panahy ho toy ny taloha?
25 Tanteraka amin’ny andro ankehitriny koa ireo teny ireo. Toy ny lao sy babo ny Isiraely ara-panahy, nandritra ireo taona nampahory tamin’ny ady lehibe voalohany. Naverina ho toy ny taloha anefa izy, ary tafiditra ao amin’ny paradisa ara-panahy. (Isaia 35:1-10) Toy ilay tanàna fahiny noresahin’i Isaia, dia ravoravo koa izy izao, satria feno mpanompon’i Jehovah falifaly sy marisika.
-