FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mamelombelona ny Fanahin’ny Manetry Tena i Jehovah
    Ny Faminanian’i Isaia—Fahazavana ho An’ny Olombelona Rehetra II
    • 6 Nanao ny fanompoan-tsampiny hatraiza hatraiza ny Joda: teny ambany hazo lehibe, teny amin’ny lohasahan-driaka, teny ambony havoana, tao an-tanàna. Hitan’i Jehovah anefa izany rehetra izany, ka nalany sarona toy izao ilay firenena nikororosy fahana: “Teo an-tampon’ny tendrombohitra avo sy manerinerina no nametrahanao ny fandrianao, ka tany no niakaranao hamono zavatra natao fanatitra.

  • Mamelombelona ny Fanahin’ny Manetry Tena i Jehovah
    Ny Faminanian’i Isaia—Fahazavana ho An’ny Olombelona Rehetra II
    • Isaia 57:7

  • Mamelombelona ny Fanahin’ny Manetry Tena i Jehovah
    Ny Faminanian’i Isaia—Fahazavana ho An’ny Olombelona Rehetra II
    • Teny amin’ireo fitoerana avo no nanaovan’ny Joda ny fandriany feno fahalotoana ara-panahy, sy nanolorany fanatitra ho an’andriamanitra vahiny.a

  • Mamelombelona ny Fanahin’ny Manetry Tena i Jehovah
    Ny Faminanian’i Isaia—Fahazavana ho An’ny Olombelona Rehetra II
    • a Ny alitara na ny toerana nanompoan-tsampy angamba no tondroin’ny hoe ‘fandriana.’ Io teny io dia mampahatsiahy fa fijangajangana ara-panahy io fivavahana io.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara