-
Voavonjy Tsy ho Azon’ny Vavan’ny Liona!Diniho ny Faminanian’i Daniela
-
-
15. a) Nanao ahoana ny fihetsik’i Dariosy teo anoloan’ilay vaovao nentin’ireo komandy lehibe sy solo-mpanjaka teo aminy? b) Ahoana koa no mbola nampisehoan’ireo komandy lehibe sy solo-mpanjaka ny fanamavoany an’i Daniela?
15 Angamba ireo komandy lehibe sy solo-mpanjaka nanantena ny homen’ny mpanjaka valisoa, noho ny asan’ny mpitsongo dia feno hakingana nataony. Raha izany no izy, dia hagagana no niandry azy ireo. Sahiran-tsaina mafy i Dariosy rehefa nahare ilay vaovao. Tsy tezitra tamin’i Daniela i Dariosy, na nandefa azy avy hatrany tany an-davaky ny liona, fa nandritra ny andro manontolo kosa izy dia nitady fomba hamonjena azy. Very maina foana anefa ny ezaka nataony.
-