FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Manàna fiainana tsotra sy voalanjalanja
    Ny Tilikambo Fiambenana—1989 | 15 Oktobra
    • “Ary noho izany dia lazaiko aminareo hoe: Aza manahy ny amin’ny ainareo, dia izay hohaninareo na izay hosotroinareo, na ny amin’ny tenanareo, dia izay hotafinareo.

  • Manàna fiainana tsotra sy voalanjalanja
    Ny Tilikambo Fiambenana—1989 | 15 Oktobra
    • Matio 6:25-32.

      17. a) Inona moa no tian’i Jesosy holazaina tamin’ireo toromariny momba ny zavatra ara-nofo? b) Inona moa no nosoritan’i Jesosy, ary inona no dikan’ny hoe manana fiainana tsotra sy voalanjalanja?

      17 Tsy te-hilaza tamin’izany akory i Jesosy fa hoe tokony hampoizin’ireo mpianany ny hahazoana fahafahampo amin’ny fomba mahagaga amin’izay ilainy ara-nofo, na afaka ny ho kamo sy tsy hety hiasa izy mba hahazoana izay ilainy sy ny an’ny fianakaviany (1 Timoty 5:8). Tsia. te-hilaza izy fa ireny zavatra ara-nofo ireny, izay nokatsahin’ireo firenena fatratra, dia tsy tokony hitana ny toerana voalohany eo amin’ny fiainany. Tokony harahiny kosa izao fananaran’i Jesosy izao: “Fa katsaho [hatrany, MN ] aloha ny fanjakany sy ny fahamarinany, dia hanampy ho anareo izany rehetra izany.” (Matio 6:33). Noresahin’i Jesosy eo àry ny amin’ireo zava-kendrena eo amin’ny fiainana ary nosoritany ny maha-tsinontsinona ny fikatsahana fananana ara-nofo.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara