-
Jehovah — Ilay Loharanon’ny Tena Rariny sy FahamarinanaNy Tilikambo Fiambenana—1998 | 1 Aogositra
-
-
Rehefa tsy nahateny ireo, dia ny tenan’i Jesosy ihany no namaly ilay fanontaniana. Nanontaniany izy ireo raha tsy hamonjy ny ondry iray latsaka any an-kady amin’ny Sabata.b
-
-
Jehovah — Ilay Loharanon’ny Tena Rariny sy FahamarinanaNy Tilikambo Fiambenana—1998 | 1 Aogositra
-
-
b Nahay nifidy tsara ilay ohatra i Jesosy, satria ny lalàna am-bava jiosy dia namela mazava azy ireo hitondra fanampiana ho an’ny biby iray tra-doza tamin’ny Sabata. Tamin’ny tarehin-javatra maromaro hafa, dia mbola nisy fifandonana momba io raharaha niadian-kevitra io ihany, dia ny hoe nety sa tsia ny nanasitrana tamin’ny Sabata. — Lioka 13:10-17; 14:1-6; Jaona 9:13-16.
-