FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Iza no hankasitrahan’i Jehovah?
    Ny Tilikambo Fiambenana—1989 | 15 Febroary
    • 2 Nanaiky tamim-panetren-tena an’io hataka io i Jaona ary, rehefa tafavoaka avy ao amin’ny rano i Jesosy, dia “nisokatra taminy ny lanitra, ary hitany ny Fanahin’Andriamanitra nidina tahaka ny voromailala ka nankeo amboniny”. Ny zavatra mbola mahagaga kokoa ihany dia ny “feo avy tany an-danitra nanao hoe: Ity no Zanako malalako Izay sitrako.” (Matio 3:16, 17; Marka 1:11).

  • Iza no hankasitrahan’i Jehovah?
    Ny Tilikambo Fiambenana—1989 | 15 Febroary
    • Inona no tian’Andriamanitra holazaina?

      4. a) Inona moa no dikan’ny teny grika nadika hoe ‘sitraka’ tao amin’ny fanambarana nataon’Andriamanitra? b) Nahoana moa no mahaliana indrindra ny fampiasana an’io teny io tamin’izay fotoana izay?

      4 Mba hilazana ny tenin’Andriamanitra hoe: “Izay [Jesosy] sitrako”, ireo Filazantsara dia mampiasa ny matoanteny grika hoe eudokéô (Matio 3:17; Marka 1:11; Lioka 3:22). Ny dikan’io matoanteny io dia hoe “afa-po, manaiky, mankasitraka ny”, ary ny hevitry ny anarana avy aminy dia hoe “fahamoram-panahy, sitraka, fankasitrahana, faniriana”. Tsy mahakasika ny fankasitrahan’Andriamanitra fotsiny akory ny hoe eudokéô. Araka izany, ireo kristiana tany Makedonia dia “faly” nizara ny fananany tamin’ny hafa (Romana 10:1; 15:26, MN; 2 Korintiana 5:8; 1 Tesaloniana 2:8; 3:1). Eto anefa, dia Andriamanitra no nankasitraka an’i Jesosy, fa tsy ny olombelona. Taorian’ny batisany vao nampiasaina tamin’i Jesosy io teny io (Matio 17:5; 2 Petera 1:17).

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara