FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Voan-tsinapy — Foto-kevitra Mahamay
    Mifohaza!—1996 | 8 Aogositra
    • Mahagaga fa faran’izay kely ny ‘voan-tsinapy’ mainty. Tamin’ny andron’i Jesosy, dia izy io no madinika indrindra tamin’ny voa famafy araka ny nahazatra tany Isiraely. (Marka 4:31, DIEM ). Manana savaivo tokony ho iray milimetatra izy io, ka manamarina ny fampiasana azy ho ny ventin-drefy kely indrindra ao amin’ny Talmoda. — Berakhot 31a.

  • Voan-tsinapy — Foto-kevitra Mahamay
    Mifohaza!—1996 | 8 Aogositra
    • Nampiasa fanoharana iray mandrisika koa i Kristy mba hanasongadinana hoe ho tonga hatraiza ny finoana na dia bitika aza, tamin’ny fanambarana hoe: “Lazaiko aminareo marina tokoa: Raha manana finoana hoatra ny voan-tsinapy iray aza hianareo (...), [dia] tsy hisy tsy ho hainareo hatao.” — Matio 17:20; Lioka 17:6.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara