FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • “Mbola Tsy Nisy Olona Niteny Hoatr’izany Mihitsy”
    “Andao Hanara-dia Ahy”
    • 9 Nanontany an’i Petera ny mpamory hetra indray mandeha, raha nandoa ny hetran’ny tempoly i Jesosy.c

  • “Mbola Tsy Nisy Olona Niteny Hoatr’izany Mihitsy”
    “Andao Hanara-dia Ahy”
    • c Tsy maintsy nandoa ny hetran’ny tempoly ny Jiosy isan-taona. Drakma roa izy io, izany hoe karama roa andro teo ho eo. Hoy ny boky iray: “Io hetra io dia natao indrindra mba handoavana ny vola lany tamin’ny fanatitra dorana isan’andro, sy ny sorona hafa rehetra natao ho an’ny vahoaka.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara