-
Ny mpiasa ao an-tanim-boalobokaNy Tilikambo Fiambenana—1989 | 15 Novambra
-
-
Nanohy ny teniny toy izao izy: “Ary rehefa nifanekeny [ilay lehilahy tompon-trano] tamin’ny mpiasa fa ho denaria isan’andro ny karamany, dia nasainy nankany amin’ny tanimboalobony ireny.
-
-
Ny mpiasa ao an-tanim-boalobokaNy Tilikambo Fiambenana—1989 | 15 Novambra
-
-
Tamin’ireo mpiasa noraisina hiasa manontolo andro ihany no nanaovana fifanekena eo amin’ny karama, denaria iray ny andro iray.
-
-
Ny mpiasa ao an-tanim-boalobokaNy Tilikambo Fiambenana—1989 | 15 Novambra
-
-
Ireo mpiasa izay niasa nandritra ny 12 ora, izany hoe andro iray feno, dia mampiseho ireo filoha jiosy izay nanan-katao foana teo amin’ny fanompoana ara-pivavahana. Tsy nitovy tamin’ny mpianatr’i Jesosy izay, nandritra ny tapany lehibe tamin’ny fiainany, dia sahirana tamin’ny fanjonoana sy ny asa tsy ara-pivavahana hafa, izy ireny.
-
-
Ny mpiasa ao an-tanim-boalobokaNy Tilikambo Fiambenana—1989 | 15 Novambra
-
-
Tsy nahita afa-tsy io fahatanterahana tamin’ny taonjato voalohany io ve ny fanoharan’i Jesosy? Tsia, amin’izao taonjato faha-20 izao, ny klerjy ao amin’ny fivavahana lazaina fa kristiana, noho ny toerany sy ny andraikiny, dia ny “voalohany” noraisina hiasa tao amin’ny tanimboalobok’Andriamanitra ara-panoharana.
-