-
Ireo mpiasa ao an-tanimboalobokaIlay Lehilahy Niavaka Indrindra Teto An-tany
-
-
ny klerjy ao amin’ny fivavahana lazaina fa kristiana, amin’izao taonjato faha-20 izao, noho ny toerany sy ny andraikiny, dia ny “voalohany” noraisina hiasa tao an-tanimboalobok’Andriamanitra ara-panoharana. Izy ireo dia nihevitra ireo mpitory nanolo-tena izay niara-niasa tamin’ny Watch Tower Bible and Tract Society ho ny “farany” hahazo asa fanirahana azo ekena eo amin’ny fanompoana an’Andriamanitra.
-
-
Ireo mpiasa ao an-tanimboalobokaIlay Lehilahy Niavaka Indrindra Teto An-tany
-
-
Tsy naniraka an’i Jesosy Kristy mba hanangona ka hanao azy ireo ho mpianany ilay “tompon-trano” raha tsy tamin’ny fararanon’ny taona 29 am.fan.ir. Araka izany, dia tonga “ny farany”, na ny mpiasa nirahina hiasa tany an-tanimboaloboka tamin’ny ora fahiraika ambin’ny folo, izy ireo.
-
-
Ireo mpiasa ao an-tanimboalobokaIlay Lehilahy Niavaka Indrindra Teto An-tany
-
-
Ny fandraisana ny denaria dia nitranga, tsy tamin’ny fahafatesan’i Jesosy, fa tamin’ny Pentekosta taona 33 am.fan.ir., rehefa nandatsaka ny Fanahy Masina tamin’ny mpianany i Kristy, ilay “mpitandrina ny raharaha”. Ireo mpianatr’i Jesosy ireo dia nitovy tamin’ireo “farany”, na ireo mpiasa nirahina hiasa tamin’ny ora fahiraika ambin’ny folo.
-
-
Ireo mpiasa ao an-tanimboalobokaIlay Lehilahy Niavaka Indrindra Teto An-tany
-
-
Koa satria ny “ora fahatelo” nifanandrify tamin’ny 9 ora maraina, ireo voantso tamin’ny ora fahatelo, fahenina, fahasivy ary fahiraika ambin’ny folo àry dia tsy niasa afa-tsy adiny 9, adiny 6, adiny 3 ary adiny iray.
-