FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ny mpiasa ao an-tanim-boaloboka
    Ny Tilikambo Fiambenana—1989 | 15 Novambra
    • Koa satria ny “ora fahatelo” mifanandrify amin’ny 9 ora maraina, ireo voantso tamin’ny ora fahatelo, fahenina, fahasivy ary fahiraika ambin’ny folo dia tsy miasa afa-tsy adiny 9, adiny 6, adiny 3, adiny iray.

  • Ny mpiasa ao an-tanim-boaloboka
    Ny Tilikambo Fiambenana—1989 | 15 Novambra
    • Tsy talohan’ny fararanon’ny taona 29 amin’ny fanisan-taona iraisana no naniraka an’i Jesosy mba hanangona sy hanao azy ho mpianatra ilay “tompon-trano”. Tamin’izany no nahatongavan’izy ireo ho “farany”, ho ny mpiasa tamin’ny ora fahiraika ambin’ny folo.

  • Ny mpiasa ao an-tanim-boaloboka
    Ny Tilikambo Fiambenana—1989 | 15 Novambra
    • Noraisina ny denaria, tsy tamin’ny fahafatesan’i Jesosy, fa tamin’ny Pentekosta tamin’ny taona 33 amin’ny fanisan-taona iraisana, rehefa nandrotsaka ny Fanahy Masina tamin’ny mpianany i Kristy, ilay “mpitandrina ny raharaha”. Ireny mpianatr’i Jesosy ireny dia nitovy tamin’ireo “farany”, dia ireo mpiasa tamin’ny ora fahiraika ambin’ny folo.

  • Ny mpiasa ao an-tanim-boaloboka
    Ny Tilikambo Fiambenana—1989 | 15 Novambra
    • amin’izao taonjato faha-20 izao, ny klerjy ao amin’ny fivavahana lazaina fa kristiana, noho ny toerany sy ny andraikiny, dia ny “voalohany” noraisina hiasa tao amin’ny tanimboalobok’Andriamanitra ara-panoharana. Nihevitra ireo mpitory be zotom-po izay niara-niasa tamin’ny Watch Tower Bible and Tract Society ho ny “farany” vao nahazo asa fanirahana azo ekena eo amin’ny fanompoana an’Andriamanitra izy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara