-
Ny Andro Farany Izao!Fahalalana Izay Mitarika ho Amin’ny Fiainana Mandrakizay
-
-
a Misy Baiboly mampiasa ny teny hoe “izao tontolo izao”, fa tsy ny hoe “fandehan-javatra”. Ny Expository Dictionary of New Testament Words nataon’i W. E. Vine dia milaza fa ilay teny grika hoe ai·onʹ dia “midika hoe fe-potoana iray manana faharetana tsy voafetra, na fotoana raisina araka ny fifandraisany amin’izay mitranga amin’ilay fe-potoana.” Ny Greek and English Lexicon to the New Testament nataon’i Parkhurst (pejy 17) dia mampiditra ny teny hoe “itỳ fandehan-javatra itỳ” eo am-pandinihana ny fampiasana ny hoe ai·oʹnes (milaza maro) ao amin’ny Hebreo 1:2. Koa ny fandikana izany amin’ny hoe “fandehan-javatra” àry dia mifanaraka amin’ilay soratra grika tany am-boalohany.
-
-
Ny Andro Farany Izao!Fahalalana Izay Mitarika ho Amin’ny Fiainana Mandrakizay
-
-
Telo andro talohan’ny hahafatesan’i Jesosy, dia nanontany azy izy ireo hoe: “Inona no ho famantarana ny fanatrehanao sy ny an’ny fifaranan’ny fandehan-javatra?”a (Matio 24:3, NW ).
-