FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Aoka isika hilamina hatrany mba hahatafitana velona sy hahitana ny fanjakana ari
    Ny Tilikambo Fiambenana—1989 | 1 Desambra
    • “Hotorina amin’izao tontolo izao ity filazantsaran’ny fanjakana ity ho vavolombelona amin’ny firenena rehetra, dia vao ho tonga ny farany.” (Matio 24:3, 14). Mba hahafahana mitory ao anatin’ny firaisan-tsaina sy amin’ny fomba mirindra maneran-tany, eo amin’ny lafiny iraisam-pirenena, dia tsy isalasalana fa tsy maintsy nalamina ny tapany hita maso amin’ny fandaminan’i Jehovah manerana izao rehetra izao.

  • Aoka isika hilamina hatrany mba hahatafitana velona sy hahitana ny fanjakana ari
    Ny Tilikambo Fiambenana—1989 | 1 Desambra
    • Koa satria tonga andiany iray ihany miaraka amin’ireo rahalahin’i Jesosy Kristy, Mpanjaka sady Mpiandry, ireo ny “ondry”, izy ireo dia hifamatotra aminy mafy hatrany araka izay azo atao, ary ho eo amin’ny toerana faran’izay tsara indrindra mba hanao soa aminy. Na dia eo amin’ny lafiny ara-nofo aza, izy ireo dia hanampy ireo rahalahin’i Jesosy hitory maneran-tany ny hafatra momba ilay Fanjakana voaorina alohan’ny hahatongavan’ny farany.

  • Aoka isika hilamina hatrany mba hahatafitana velona sy hahitana ny fanjakana ari
    Ny Tilikambo Fiambenana—1989 | 1 Desambra
    • 11. Amin’ny fomba ahoana moa no ampisehoan’ireo ondry fa manohana ilay Fanjakana izy ireo, ary soa inona no raisin’izy ireo avy amin’izany?

      11 Mifanohitra amin’ireo osy ara-panoharana, ireo ondry dia mampiseho ampahibemaso fa manohana ilay Fanjakana izy. Amin’ny ahoana? Amin’ny asa, fa tsy amin’ny teny fotsiny akory. Koa satria tsy hita maso any an-danitra ilay Mpanjaka, dia tsy afaka manao soa ho azy mivantana izy ireo mba hanehoana ny fanohanany ilay Fanjakany. Ireo rahalahiny ara-panahy izay mbola eto an-tany àry no asian’izy ireo soa.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara