-
Aza Mivadika Amin’i Kristy sy ny Mpanompony MahatokyNy Tilikambo Fiambenana—2007 | 1 Aprily
-
-
Sambatra izany mpanompo izany raha tonga ny tompony ka mahita azy manao izany!
-
-
Aza Mivadika Amin’i Kristy sy ny Mpanompony MahatokyNy Tilikambo Fiambenana—2007 | 1 Aprily
-
-
Inona no hitan’i Kristy rehefa “tonga” nanara-maso an’ilay “mpanompo” izy tamin’ny 1918? Nisy sisa voahosotra mahatoky nampiasa an’ity gazety ity sy boky ara-baiboly hafa nanomboka tamin’ny 1879, mba hanomezana ‘sakafo [ara-panahy] amin’ny fotoana mety.’
-