FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Inona no Dikan’ny hoe Iray Ihany i Jesosy sy ny Ray?
    I Jesosy no Lalana sy Fahamarinana ary Fiainana
    • Hoy i Jesosy: “Efa nolazaiko taminareo, saingy tsy mino ianareo.” Tsy nilaza mivantana tamin’ireo izy hoe izy no Kristy, toy ny tamin’ilay vehivavy samaritanina teo am-pantsakana. (Jaona 4:25, 26) Efa nampahafantariny anefa ny momba azy, tamin’izy niteny hoe: “Mbola tsy ary akory i Abrahama, dia efa nisy aho.”—Jaona 8:58.

      Tian’i Jesosy hampitaha ny asa ataony amin’izay voalaza fa hataon’i Kristy ny olona ka hiaiky fa izy no Kristy. Izany no nahatonga azy handrara ny mpianany indraindray mba tsy hilazalaza hoe izy no Mesia. Notsoriny tamin’ireo Jiosy ratsy fanahy ireo anefa izao hoe: “Ny asa izay ataoko amin’ny anaran’ny Raiko no porofo manamarina ahy.

  • Inona no Dikan’ny hoe Iray Ihany i Jesosy sy ny Ray?
    I Jesosy no Lalana sy Fahamarinana ary Fiainana
    • Jaona 10:25

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara