-
Fampiomanana ireo apostoly ny amin’ny hiainganyIlay Lehilahy Niavaka Indrindra Teto An-tany
-
-
Nanohy ny teniny anefa i Jesosy ka nampiseho fa tsy izy ihany no nasehon’ilay voaloboka, tamin’ny fanamarihana hoe: “Ny sampany rehetra eo amiko izay tsy mamoa dia esoriny, izay mamoa rehetra kosa dia dioviny mba hamoazany bebe kokoa.
-
-
Fampiomanana ireo apostoly ny amin’ny hiainganyIlay Lehilahy Niavaka Indrindra Teto An-tany
-
-
Tamin’ny Pentekosta, 51 andro taorian’io, dia tonga sampan’ny voaloboka ireo apostoly sy ny hafa rehefa nilatsaka teo amin’izy ireo ny fanahy masina. Tamin’ny farany, dia nisy olona 144 000 tonga sampan’ilay voaloboka ara-panoharana. Miaraka amin’i Jesosy Kristy, ilay foto-boaloboka, dia mahaforona voaloboka ara-panoharana mamokatra ny voan’ny Fanjakan’Andriamanitra izy ireo.
-