-
Fananana fifandraisana akaiky kokoaNy Tilikambo Fiambenana—1990 | 15 Novambra
-
-
Tamin’ny Pentekosta, 51 andro taorian’izay, dia tonga sampan’ny voaloboka ireo apostoly sy ny hafa rehefa nilatsaka teo amin’izy ireo ny fanahy masina. Tamin’ny farany, dia olona 144 000 no tonga sampan’ilay voaloboka ara-panoharana. Miaraka amin’i Jesosy Kristy, ilay foto-boaloboka, dia mahaforona voaloboka ara-panoharana mamokatra ny voan’ny Fanjakan’Andriamanitra izy ireo.
-
-
Fananana fifandraisana akaiky kokoaNy Tilikambo Fiambenana—1990 | 15 Novambra
-
-
Nasehon’i Jesosy anefa fa nilaza hafa ankoatra ny tenany ilay voaloboka, tamin’ny fanamarihana hoe:
“Ny sampany rehetra eo amiko izay tsy mamoa dia esoriny; fa ny sampany rehetra izay mamoa kosa dia amboariny [dioviny, fanamarihana ambany pejy] (. . .).
-