-
Anisan’ireo Tian’Andriamanitra ve Ianao?Ny Tilikambo Fiambenana—2002 | 1 Febroary
-
-
16. Inona no nampirisihan’i Jesosy hataon’ny apostoliny 11 nahatoky, ary inona no azo lazaina momba ny sisa mahatoky amin’izao andro farany izao?
16 Hoy i Jesosy tamin’ireo apostoly 11 niaraka taminy tao amin’ilay efitra ambony: “Ny sampany rehetra eo amiko izay tsy mamoa dia esoriny; fa ny sampany rehetra izay mamoa kosa dia amboariny, mba hamoa bebe kokoa.
-
-
Anisan’ireo Tian’Andriamanitra ve Ianao?Ny Tilikambo Fiambenana—2002 | 1 Febroary
-
-
Asehon’ny tantara maoderin’ny vahoakan’i Jehovah fa tsy nisaraka tamin’i Kristy Jesosy, Filohany, ny sisa mahatoky amin’ny Kristianina voahosotra. (Efesiana 5:23) Nanaiky hodiovina sy horantsanana izy ireo. (Malakia 3:2, 3)
-