-
Sampany Mamokatra Izy Ireo Sady Naman’i JesosyI Jesosy no Lalana sy Fahamarinana ary Fiainana
-
-
Tsy afaka mamoa irery ny sampam-boaloboka, raha tsy tafaray amin’ny voaloboka. Tsy afaka mamoa koa ianareo, raha tsy tafaray foana amiko.
-
-
Sampany Mamokatra Izy Ireo Sady Naman’i JesosyI Jesosy no Lalana sy Fahamarinana ary Fiainana
-
-
Nampanantena an’ireo mpianany tsy mivadika i Jesosy fa handefa mpanampy izy rehefa lasa. Izany dia ny fanahy masina. Nahazo fanahy masina ny apostoly sy ny olon-kafa, 51 andro taorian’izay, ka lasa sampan’ilay voaloboka. Tsy maintsy tafaray foana amin’i Jesosy ireo “sampany” rehetra ireo.
-