-
Karakarao ity Voaloboka Ity!Ny Tilikambo Fiambenana—2006 | 15 Jona
-
-
Mamboly voaloboka ny mpamboly iray mba hahazoana vokatra. Toy izany koa, fa nanantena i Jehovah hoe hamokatra teo amin’ny fanompoana azy ny vahoakany. Mampifaly sy manome voninahitra an’ilay Andriamanitra izay namboly azy ireo izany.—Jaona 15:8.
-
-
Karakarao ity Voaloboka Ity!Ny Tilikambo Fiambenana—2006 | 15 Jona
-
-
‘Mamoaza be hatrany’
Ny sampany amin’ilay “tena voaloboka” dia ireo Kristianina voahosotra. Tsy maintsy asehon’ny “ondry hafa” koa anefa fa mpianatr’i Kristy mahita vokatra izy ireo. (Jaona 10:16) Afaka ‘mamoa be’ amin’ny fanompoana izy ireo, ka hanome voninahitra an’ilay Rainy any an-danitra. (Jaona 15:5, 8)
-