FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • “Feno Fanahy Masina”
    ‘Torio Amin’ny Fomba Feno ny Fanjakan’Andriamanitra’
    • 16. Inona no mampiseho fa nahafoy tena ny Kristianina tamin’ny taonjato voalohany?

      16 Notahin’i Jehovah tokoa io antokon’olona io. Hoy ny fitantarana: “Ary niaraka daholo izay lasa mpino, ka nikambanany daholo ny zava-drehetra. Nivarotra ny taniny sy ny fananany izy ireo, ka ny vola azo dia nozarainy tamin’ny rehetra, araka izay nilain’ny tsirairay.”f (Asa. 2:44, 45) Azo antoka fa te ho be fitiavana sy hahafoy tena toy izany koa ny tena Kristianina rehetra.

  • “Feno Fanahy Masina”
    ‘Torio Amin’ny Fomba Feno ny Fanjakan’Andriamanitra’
    • f Natao io fandaharana vonjimaika io, satria vahiny maro no nijanona tao Jerosalema mba hianatra bebe kokoa momba ilay finoany vaovao. Fanomezana an-tsitrapo izy io, fa tsy hoe niombom-pananana ny Kristianina.​—Asa. 5:1-4.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara