-
Lalana Romanina Sangan’asa Ahatsiarovana ny Injeniera FahinyNy Tilikambo Fiambenana—2006 | 15 Oktobra
-
-
Tokony ho 900 taona taorian’ny nahavitan’ny Lalana Apianina, dia nilaza i Procope, mpahay tantara momba ny tanànan’i Byzance, fa “mampitolagaga” izy io. Hoy izy momba ireo vato fisaka teo amin’io lalana io: “Tsy niova mihitsy izy ireny, sady malamalama tsara foana, na dia efa taona maro aza no lasa, ary maro be ny kalesin-tsoavaly nandalo teo isan’andro.”
-
-
Lalana Romanina Sangan’asa Ahatsiarovana ny Injeniera FahinyNy Tilikambo Fiambenana—2006 | 15 Oktobra
-
-
Nandeha tamin’ny Lalana Apianina ho any Roma i Paoly, tamin’ny taona 59 tany ho any. Nihaona tamin’ny Kristianina namany izy tany amin’ny Tsenan’i Appius na Tsenan’i Apio, 74 kilaometatra atsimoatsinanan’i Roma. Niandry azy tany amin’ny 14 kilaometatra akaikin’i Roma kosa ny hafa, tao amin’ilay toerana fialan-tsasatra atao hoe Tranombahiny Telo. (Asan’ny Apostoly 28:13-15)
-
-
Lalana Romanina Sangan’asa Ahatsiarovana ny Injeniera FahinyNy Tilikambo Fiambenana—2006 | 15 Oktobra
-
-
[Sary, pejy 17]
Nihaona tamin’ny Kristianina namany tao amin’ny Tsenan’i Apio i Paoly
-