-
Jehovah no mpanapaka antsika!Ny Tilikambo Fiambenana—1990 | 15 Jolay
-
-
Mahaliana ny manamarika fa, nanomboka tamin’ny fotoana ‘nanirahana ny Kristiny’ tao amin’ny herin’ny Fanjakana any an-danitra tamin’ny 1914, dia nisy famerenana ho amin’ny laoniny feno famelombelomana an’ireo fahamarinana sy fandaminana teokratika teo anivon’ny Vavolombelon’i Jehovah. — Genesisy 12:3; 18:18; 22:18.
-