FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Aza Mora Tezitra fa ‘Reseo Foana ny Ratsy’
    Ny Tilikambo Fiambenana—2010 | 15 Jona
    • Fa ‘raha noana ny fahavalonao dia omeo sakafo, ary raha mangetaheta izy, omeo zavatra hosotroiny, satria ny fanaovanao izany dia hanalefaka ny hamafin’ny fony, toy ny hoe mampivangongo vainafo eo ambony lohany ianao.’

  • Aza Mora Tezitra fa ‘Reseo Foana ny Ratsy’
    Ny Tilikambo Fiambenana—2010 | 15 Jona
    • Rom. 12:18-21.a

  • Aza Mora Tezitra fa ‘Reseo Foana ny Ratsy’
    Ny Tilikambo Fiambenana—2010 | 15 Jona
    • a Sarin-teny ilay hoe “mampivangongo vainafo.” Fahiny dia natao tao anaty lafaoro ny vato hakana metaly, ary nasiana vainafo teo amboniny sy teo ambaniny. Hihamalefaka koa ny fon’ny olona manisy ratsy antsika, raha tsara fanahy aminy isika. Hiseho ny toetra tsarany amin’izay.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara