-
I Jehovah no Tompo Fara Tampony!Ny Tilikambo Fiambenana—2010 | 15 Novambra
-
-
(Vakio ny 1 Korintianina 10:6-10.)
-
-
I Jehovah no Tompo Fara Tampony!Ny Tilikambo Fiambenana—2010 | 15 Novambra
-
-
18 Talohan’izay, dia nanompo sampy ny Israelita, ka nivavaka tamin’ny ombilahikely sy nanaram-po tamin’ny fahafinaretana. Tsy nahatohitra fakam-panahy izy ireo raha vao tsy nisy mpitarika hita maso, satria tany amin’ny Tendrombohitra Sinay i Mosesy rehefa nomena ny Lalàna. (Eks. 32:1, 6) Israelita maro be koa no voatariky ny vehivavy moabita hijangajanga, rehefa hiditra tao amin’ny Tany Nampanantenaina. An’arivony no maty noho izany. (Nom. 25:1, 9)
-