FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mifanampy ny Vahoakan’ilay Fanjakana
    Efa Mitondra ny Fanjakan’Andriamanitra!
    • 6. a) Nahoana no hoe fanompoana masina ny manampy ny mpiray finoana tra-boina? b) Ahoana no ataontsika rehefa misy loza? (Jereo ilay hoe “Ary Ahoana Rehefa Tonga ny Loza?”, pejy 214.)

      6 Nohazavain’i Paoly koa hoe nahoana no fanompoana masina tokony hataon’ny Kristianina ny manampy ny mpiray finoana tra-boina. Nilaza izy fa “manaiky ny vaovao tsara momba an’i Kristy” isika, rehefa manao izany. (2 Kor. 9:13) I Kristy mantsy no nampianatra antsika hoe mila mifankatia, ka manaiky na mankatò azy isika raha manampy ny mpiara-mivavaka amintsika.

  • Mifanampy ny Vahoakan’ilay Fanjakana
    Efa Mitondra ny Fanjakan’Andriamanitra!
    • Hoy Ny Tilikambo Fiambenana 1 Desambra 1975: ‘Tena tian’i Jehovah Andriamanitra sy Jesosy Kristy Zanany hanampy ny mpiray finoana amintsika isika.’ Manao fanompoana masina àry isika rehefa manampy ny tra-boina.

  • Mifanampy ny Vahoakan’ilay Fanjakana
    Efa Mitondra ny Fanjakan’Andriamanitra!
    • 2 Korintianina 9:11-15. (Vakio.)

  • Mifanampy ny Vahoakan’ilay Fanjakana
    Efa Mitondra ny Fanjakan’Andriamanitra!
    • Lasa “mankalaza an’Andriamanitra” koa izy, sady miaiky hoe tena ‘lehibe ny hatsaram-panahiny tsy manam-paharoa.’ (Andininy 13, 14)

  • Mifanampy ny Vahoakan’ilay Fanjakana
    Efa Mitondra ny Fanjakan’Andriamanitra!
    • 9. Inona no vokany rehefa mifanampy isika? Manomeza ohatra.

      9 Manampy tra-boina àry isika satria te hanome voninahitra an’i Jehovah. (1 Kor. 10:31) Mandravaka ny fampianarany mihitsy aza isika rehefa manao izany, izany hoe manaporofo fa tsara ny zavatra ampianariny antsika. (Tit. 2:10)

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara