FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mifanampy ny Vahoakan’ilay Fanjakana
    Efa Mitondra ny Fanjakan’Andriamanitra!
    • Nanazava koa i Paoly fa ampiasain’i Jehovah isika amin’izany, mba hampiseho ny ‘halehiben’ny hatsaram-panahiny tsy manam-paharoa.’ (2 Kor. 9:14; 1 Pet. 4:10) Hoy Ny Tilikambo Fiambenana 1 Desambra 1975: ‘Tena tian’i Jehovah Andriamanitra sy Jesosy Kristy Zanany hanampy ny mpiray finoana amintsika isika.’ Manao fanompoana masina àry isika rehefa manampy ny tra-boina.

  • Mifanampy ny Vahoakan’ilay Fanjakana
    Efa Mitondra ny Fanjakan’Andriamanitra!
    • 2 Korintianina 9:11-15. (Vakio.)

  • Mifanampy ny Vahoakan’ilay Fanjakana
    Efa Mitondra ny Fanjakan’Andriamanitra!
    • Lasa “mankalaza an’Andriamanitra” koa izy, sady miaiky hoe tena ‘lehibe ny hatsaram-panahiny tsy manam-paharoa.’ (Andininy 13, 14)

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara