-
Mifidiana Fialam-boly Mampifaly An’i JehovahAnkafizo Mandrakizay ny Fiainana!—Fianarana Baiboly Natao ho Anao
-
-
2. Nahoana no mila ferana ny fotoana ialana voly?
Na dia tsara aza ny fialam-boly fidintsika, dia mila mitandrina isika mba tsy handany fotoana be amin’ilay izy. Raha tsy izany mantsy, dia ny fotoana anaovana an’izay zava-dehibe kokoa indray no mety tsy ho ampy. Mampirisika antsika ny Baiboly hoe “ampiasao tsara ny fotoananareo.”—Vakio ny Efesianina 5:15, 16.
-
-
Mifidiana Fialam-boly Mampifaly An’i JehovahAnkafizo Mandrakizay ny Fiainana!—Fianarana Baiboly Natao ho Anao
-
-
4. Ampiasao tsara ny fotoananao
Alefaso ilay VIDEO, ary iaraho midinika ny fanontaniana.
Tsy hoe nijery zavatra ratsy akory ilay rahalahy tao amin’ilay video. Inona anefa no vokany rehefa nandany fotoana be hialana voly izy?
Vakio ny Filipianina 1:10, ary iaraho midinika ity fanontaniana ity:
Nahoana io andinin-teny io no manampy antsika hanapa-kevitra hoe hoatran’ny ahoana ny fotoana holanintsika amin’ny fialam-boly?
-