FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Fialam-boly toy ny Rehetra ve ny Boky sy Sary Mamoafady?
    Mifohaza!—2002 | 8 Jolay
    • Mety hanelingelina ny fivavahantsika amin’Andriamanitra ny nofinofy momba ny firaisana. Izany no antony nilazan’i Paoly hoe: “Vonoy ny momba ny tenanareo . . . dia fijangajangana, fahalotoana, firehetam-po, fanirian-dratsy ary fieremana, dia fanompoan-tsampy izany.”—Kolosiana 3:5.

      Ampifandraisin’i Paoly amin’ny faniriana hanao firaisana ny fieremana, izany hoe ny faniriana tafahoatra hanana zavatra tsy ananan’ny tena.a Anisan’ny fanompoan-tsampy izany. Nahoana? Satria ilay faniriany no ataon’ilay olona ho ambonin’ny zavatra rehetra, anisan’izany Andriamanitra. Manaitra faniriana hanana zavatra tsy ananana ny boky sy sary mamoafady. Hoy ny mpanoratra iray: “Firaisana ataon’olon-kafa no irinao. . . . Tsy misy tonga ao an-tsainao afa-tsy ny faniriana an’io zavatra tsy anananao io. . . . Ivavahantsika mihitsy ilay fanirian-dratsin’ny nofontsika.”

  • Fialam-boly toy ny Rehetra ve ny Boky sy Sary Mamoafady?
    Mifohaza!—2002 | 8 Jolay
    • a Tsy ny faniriana ara-dalàna hanao firaisana, dia ny faniriana hanao firaisana amin’ny vadin’ny tena, no resahin’i Paoly eto.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara