FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • w23 Novambra p. 32
  • Mba Andramo Izao

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Mba Andramo Izao
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2023
  • Lohatenikely
  • Mitovitovy Aminy
  • Ianaro Tsianjery ny Hirantsika
  • Mihirà ho An’i Jehovah Amin’ny Fo Falifaly
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
  • Vonona Hihira ho An’i Jehovah ve Ianao?
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2009
  • Hira Vaovao!
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2014
  • Hira Manampy Antsika ho Akaiky Kokoa An’Andriamanitra
    Fomba Ampiasana ny Fanomezanao
Hijery Hafa
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2023
w23 Novambra p. 32

Mba Andramo Izao

Ianaro Tsianjery ny Hirantsika

“Rehefa kivikivy aho, dia ny hira ao amin’ny Tele JW no ampaherezan’i Jehovah ahy.” ​—Lorraine, Etazonia.

Efa hatramin’izay ny Kristianina no nanao “hira masina” rehefa manompo an’Andriamanitra. (Kol. 3:16) Raha mianatra azy ireny tsianjery ianao, dia hanampy anao izany na dia tsy manana fihirana na fitaovana elektronika aza ianao. Andramo àry izao:

  • Vakio tsara ny tonony mba ho azonao ny tiany holazaina. Mora kokoa ny mitadidy zavatra iray azonao tsara. Ao amin’ny jw.org ny tonon’ny hirantsika rehetra, anisan’izany ny hira ho an’ny ankizy. Midira ao amin’ny Zavatra Misy, dia avy eo Mozika.

  • Soraty amin’ny taratasy ny tonony. Vao mainka hiraikitra ao an-tsainao ilay izy amin’izay.​—Deot. 17:18.

  • Hirao amin’ny feo avo ilay hira. Vakio imbetsaka ilay tonony, na averimbereno hiraina.

  • Jereo raha tadidinao ilay izy na tsia. Aza mijery soratra fa iezaho tadidina ny tonony, dia jereo hoe aiza no hadinonao.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara